Anandrano

ANANDRANO

-Araka ny fikarohana natao dia maro ireo singa hita ao anatin'ny anandrano toy ny:Vitamine A,C,K,B2,B9,B6,eo ihany koa ny Cuivre,Potassium,Magnésium,Phosphore,Fer

-Miaro ny aretimaso toy ny cataracte
-Miaro ny maladie cardio-vasculaire
-Misoroka ny fiakaran'ny tosi-dra na ny hypertension artérielle
-Miaro ny olona mpifoka sigara amin'ny homamiadan'ny avokavoka sy ny nono
-Miaro ny fiforonan'ny Eczéma
-Manampy amin'ny fandevonan-kanina
-Miaro ny volo tsy hihintsana.(Maka anandrano 2 tanana dia atao anaty rano mangotraka 1l dia iny no anakobanana volo farany)

NB: Tsy tsara hohanin'ny olona misy vato any amin'ny voa (calculs rénaux)sy ny olona marary tsinay anefa izy.

 

de Radio Tana (fb)

Type: