Corossol

Anisan'ny voankazo be vitamine indrindra ny vitamine C,misy fibre sy minéraux,potassium,calcium,magnésium

-Manampy betsaka amin'ny fisorohana sy ny fitsaboana ny homamiadana
-Manampy amin'ny tsy fahitana tory
-Mahatsara ny fo sy ny fandevonan-kanina
-Mampizotra tsara ny fiasan'ny tsinay

Ny raviny koa dia azo ampiasaina

-Mamotika ny "cellules cancéreuses",maka raviny 10-15 ampangotrahana amin'ny rano 3 kaopy,raha misy vilany tany dia tsara, amin'izay voatahiry tsara ny singa ao anatiny
-Mampihena ny fanaintainan'ny tongotra voan'ny rhumatisme, totoina ny raviny dia iny no hikosehina ny tongotra
-Manasitrana areti-kibo, maka raviny 3 atao anaty rano mangotraka 1 vera dia sotroina,raha ankizy kely dia ny ampahatelony ihany no omena azy
-Manasitrana ny hoditra main'ny masoandro,maka raviny vitsivitsy atao anaty rano mafana,rehefa mangatsiaka dia iny no apetaka amin'ny hoditra(atao cataplasme)

 

de Radio Tana 94.4FM (fb)

Type: