karoty

 

KARAOTY

-Manankarena vitamine 

-Mampihena ny tahan'ny cancer an'ny nono sy ny vavony

-Mahatsara sy mahatanora ny hoditra ary mamelombelona azy

-Mahatsara ny tsinay sy ny mitohana

-Miady amin'ny fahaterana

-Mahatsara ny nify sy ny ati-vava

-Miady amin'ny cataracte sy tsara ho an'ny maso

-Miaro ami'ny fahatapahan'ny lalan-dra

Ny karoty dia atao jus ary asiana voasarimakirana,atao lasary sy laro tsakafo maro isan-karazany sady manan-karena karoty isika,mazotoa mihinana karoty.

 

de Radio Tana (fb)

Type: