ny dimy rirany na carambole

Voakazo maniry any amin'ny faritra atsimo atsinanana.

Boribory lavalava misy zorony dimy ny vatany misy hodiny manify makirana(arakarakin'ny maha masaka azy no mapakirana azy) be ranony

Manadio kibo manasitrana lamosina, vavony, taova pananahana ary karazan'aretina hatramin'ny 24 eo ho eo no sitrany ankoatra ireo.

Tsy azo hanina matetika fa  azo atao toy ny mihinana tsindrin-tsakafo no fihinanana azy

Voalaza eto amin'ny aterineto fa ireto no vokatsoa azo avy aminy :

-      mamerina ireo mineraly, mampidina tosidra, mety amin'ireo voan'ny diabeta, mahasitrana aretin'aty ...

-      tsy tsara kosa anefa io voankazo io ho an'ny olona manao "insuffisance rénale" ( na manana olana ao amin'ny reins)

Ity voankazo iray ity dia tena nomen'Andriamanaitra hery hanasitrana antsika mihitsy. 

Ny mihinana azy rehefa noana ihany no tsy mety, satria somary bebe asidra izy, kanefa izy dia tena manasitrana ny taova ao anaty ao tokoa.

de Fankatoavana Lucie Ponna (fb)

 

Type: