Ny laisoa na chou

Tsy misy tsy mahalala ny laisoa kosa ngamba isika rehetra .

Matetika dia mahasorena zay izy iny rehefa atao laoka indrindra hoan'ny ankizy .

Raha sendra laisoa zay ny laoka de hoy izy reo hoe "laisoa ndray laoka".

Ny laisoa nefa dia manana hery miaro ny vatan'olombelona @ cancer .

Ny laisoa koa tsy de mifidy zavatra ampiasana azy loatra fa na alao lasary na atao laoka sns de mety aminy avokoa .

Tsy dia azo hoanina matetika sy be loatra koa izy ho an'ny olona ratsiratsy vavony fa mampiasa vavony izy ary mety hamparary azy avy hatrany.

Mazotoa ary mahandro laisoa é!!!!!!!

de  Fankatoavana Lucie Ponna

Type: