ny voatabia

VOATABIA

-Ahitana vitamine A B C E ary otrikaina maro isankarazany
-Miaro amin'ny homamiadana maro toy ny vavony,aty ,nono fa ny "prostate"no tena singanina
-Miaro amin'ny "cholesterol"
-Mahatsara ny fandevonan-kanina sy ny tsinay
-Misoroka amin'ny fahatapahan'ny lalan-dra ary tsy mampivaingana ra
-Mahatsara hoditra ny nify ary ny volo
-Manafy ny taolana ,tsara ho an'ny ankizy 
-Mitondra hery sy fahavitrihana ary madanjalanja ny fiakaran'ny tosi-dra
-Mahatsara ny maso sy ho an'ny olona voan'ny diabeta
-Tena tsara ho an'ny olona manana aretim-po indrindra indrindra

Ny tsara ho marihina dia izy tsy andrahoina fa atao jus na hoanina izy masaka tsara iny no hohanina.
Mitondra aretina ihany koa izy raha"lo"na simba ,tena fadiana mihintsy ny mihianana azy "lo".

  • Mampalefaka ny hoditriny tarehy sady manala tasy na mony na koa panda ho an'ny vehivavy.

Fanaovana azy :

Ahosotra amin'ny tarehy ny ranony isakiny mahatsiaro ary rehefa afaka adiny 4 vao sasana @ rano matimaty ny tarehy.

  • Tsara hoan'ny zazakely efa misakafo koa izy ity raha anaovana jus hoazy .a

Fanaovana azy :

Sasana madio ,esorina ny hodiny sy ny voany ary ny nofony no anaovana jus.Raha azo atao ny tsy hahavery ny ranony de ampiarahina aminy any.

  • ny ravim-boatavia kosa dia azo ampiasaina ho fiarovana amin'ny moka

Fanaovana azy:

Apetraka eo amin'ny varavarankely dia tsy tian'ny moka ilay fofon'ny ravim-boatabia

 

de Radio Tana et de Fankatoavana Lucie Ponna (fb)

Type: