poires

POARA

-Mitahiry rano betsaka ny poara,izay ahitana otrikaina isan-karazany.(potasium,cuivre,zinc)
-Manankarena vitamine
-Miady amin'ny fahanterana sy ny ketrona amin'ny hoditra
-Miaro amin'ny aretim-po,homamiadan'ny nono,vavony,ambava-fo

-Mampiena ny cholesterol
-Tsara ho an'ny olona matavy sy miady amin'ny hatavezana
-Mampitony ny fahakizitinana sy ny tosi-dra 
-Manadio ra sy ny voa ary miady amin'ny hotrik'aretina maro.

Ny tsara ho fantatra anefa dia fadio ny mihinana poara somary efa misy lo na simba fa tena zava-doza ho amin'ny fahasalama.
Tsara kokoa izy masaka tsara iny no hoanina ary miaraka amin'ny odiny ho an'ireo izay mahazaka izany.

de Radio Tana (fb)

Type: