pommes

POMMES

 

Betsaka provitamine A,Vit B,C,E ahitana mangésium,potassium ary phosphore

-Mampihena ny fiforonan'ny cancer amin'ny colon,avokavoka ary ny nono
-Mampihena ny fatrana coléstérol
-Tsara hohanin'ireo mpanao fanatanjahan-tena noho izy be glucose sady manampy amin'ny tsy fahampian'ny rano
-Tsy mampitohana
-Miaro amin'ny maladie cardio-vasculaire
-Tsara mihinana azy matetika koa ny olona voan'ny asthm satria mampizotra tsara ny taovam-pisefoana
-Ny vehivavy bevoka dia tsara raha mihinana azy mba hampihena ny mety ho fahavoazan'ny asthme ho an'ny zaza

Betsaka ny fomba azo hihinana ny paoma fa ny tena tsara dia sasana tsara fotsiny dia hohanina miaraka amin'ny hodiny satria iny hodiny dia avo roa heny amin'ny nofony ny vitamine entiny

de Radio Tana (fb)

Type: