TONGOLO GASY

TONGOLO GASY

-Mitondra ny singa ilain'ny vatana @ famoronana hery fiarovana hiadivana @ aretina na ny infection
-Mampaniry volo,totoina dia hosorana @ hodi-doha ny ranony alohan'ny hanasana azy,afaka afangaro @ menaka fampiasa
-Manala mony
-Mampihena ny rhume,kohaka,totoina dia afangaro @ dité mafana nasiana tantely
-Miaro betsaka ny olona tsy ho voan'ny cancer
-Manala karazana kankana
-Miaro ny aretina mpahazo ny lalan-drà
- Mahatsara vavony
-Manala ny bibikely mpanimba voninkazo,totoina ny tongolo gasy dia maka rano asiana ranon-tsavony kely ary afafy @ voninkazo

Raha marary kibo dia aleo tsy mihinana azy fa vao maika mampivalana
Mitsakotsako persil na menthe ihany koa rehefa avy mihinana azy mba hanala ny fofona
Esorina ilay fotsifotsy kely eo ampovoany iny alohan'ny ampiasana azy fa iny no tena mahery fofona sady sarotra levonina raha hohanina manta

de Radio Tana (fb)

Type: