sakafo

Sucre vanillé

SUCRE VANILLE' (vita an-trano)

Madagasikara no manana lavanila tsara indrindra eran-tany nefa dia ny vahiny no mahay mampiasa izany kokoa sy mamadika izany ho vola be toy itony "sucre vanillé" efa vita itony nefa sady mety mifangaro zavatra hafa.
Koa indro zaraina am-pifaliana ny fanaovana izany tsotra indrindra ao an-trano 

ZAVATRA ILAINA

Siramamy mena 1 kg 
lavanila 200g ilay efa maina tao antrano tao 

Croute suisse

SAKAFO MAHALEO TENA : CROUTE SUISSE

ZAVATRA ILAINA:

mofo (campagne, blanc, mie) 
"gruyère" rapé - fromazy kely
didina "jambon" manify
moutarde :1 sotro
divay fotsy (tsy voatery) 
"créme fraîche liquide" na ronono sahabo 25 cl (handemana ny mofo)
"fromage à raclette" (arakaraka ny tiana ampiasaina na sahabo didy 2 isan olona ) 
voatabia ,
tongolo be 
atody 1 isan.olona 

FIKARAKARANA AZY:

Mini quiche au pain de mie

SAKAFO MAHALEO TENA : "Fleurs de pain de mie garnies" na "mini quiches au pain de mie" 

Zavatra ilaina :

atody,
pain de mie,
crème liquide,
fromage rapé
thon 

Fikarakarana azy:

Couscous

 

SAKAFO MAHALEO TENA : "COUSCOUS" NOTSORINA 

sady tsy mampiasa "couscoussier" 

ZAVATRA ILAINA :

totokena 300g
korzety 2
sakaibe mavo 1
tongolo 2
"pois chiche" amin'ny boaty kely 370g
jumbo 1 (tsy voatery)
voatabia amin'ny boaty 2sotro fihinanana
"épices couscous" 1sotro fihinanana
menaka 1 sotrobe fandoharana (na izay ampy ahazoana saosy tsara)
sira
menak'oliva 3 sotro na dibera 2 sotro
"couscous moyen" 500g

FIKARAKARANA AZY :

Mine sao

SAKAFO MAHALEO TENA : MINE SAO 

Zavatra ilaina : 

spaghetti 500g
atody 3
nofon-kena 250g
tissam 200 ar
karaoty 500 ar
harikaovera 500 ar
menaka
benny 1
"sauce soja" kely 2 sotro fihinanana
tongolo maitso 100 ar
kotomila 100 ar
5 épices 1 fonosana

Fikarakarana azy : 
- Andrahoina ny spaghetti
- endasina tsirairay ireo voalaza eo ireo, ankoatry ny tongolo maitso sy ny kotomila
- afangaro avokoa dia vita tompoko

Mazotoa o

Korizety voasesika

KORIZETY VOASESIKA – Courgettes farcies

ZAVATRA ILAINA:

korzety                          
                                                
sesika: izay tiana fa eto dia :
saosy voatabia kely
fromazy mafy
fromazy “parmesan”
“jambon” kely
basilika

FIKARAKARANA AZY

Pakopako au coco

SAKAFO MAHALEO TENA : PAKOPAKO MISY VOANIO 

ZAVATRA ILAINA :

Lafarina 500g 
sira 1 sotrokely
Rononom-boanio 1 vera na mihoatra kely (lait de coco)
Menaka fanendasana

FIKARAKARANA AZY:

Pizza baranjely

Finta Pizza di melanzane ; specialité italien – na hoe pizza baranjely zany hoe tsy pizza mihitsy fa maka bika pizza

 

ZAVATRA ILAINA

baranjely
“origan”
fromazy parmesan
menaka oliva
sira
voatabia
basilika raha tiana

FIKARAKARANA AZY:

Kofta 1

KITONOTONO na LAOKA : BROCHETTES DE KOFTA na kefta

Zavatra ilaina :

totokena omby 700g (hena ondry no tena izy)
kotomila voatetika 2 sotro
cumin voatoto 8g eo na ½ sotrokely 
ras el hanout 8 g
thym izay tiana 
origan izay tiana
solila raviny 5
hodim-boasary makirana voakiky ½

Fikarakarana azy :

Salady tsaramaso

SALADY VOAMAINA - 

Zavatra ilaina :

Tsaramaso mainty 1boaty
Tsaramaso fotsy 1boaty
Tsaramaso mena 1 boaty
sakaibe maitso 1/2 (poivron vert)
sakaibe mena 1/2 (poivron rouge)
salady 1/2
Paprika 1 sotrokely
tongolo mena 1/2
ranom-boasary makirana 2 sotro fihinanana
Sira, dipoavatra

Pages

S'abonner à sakafo