laisoa

Laisoa voasesika

Laisoa voasesika - chou farci 

Zavatra ilaina:
Laisoa 1, toto-kena 400g, kotomila, karoty, celeri, tongolo be, voatabia, sakamalaho, atody 1, sauce soya1 sotro, menaka, sira

Mofo laisoa 2

MOFO LAISOA indray ary ô. 

Zavatra ilaina
Nozaraiko 4 ilay laisoa 1 iny dia ilay ampahefany no nataoko. 
1/4 laisoa 
Voatabia 2
lafarina (tsy misy fatrany fa arakaraky ny olona no maha betsaka na kely azy)
Sira sy dipoavatra ary rano 
Menaka fanendasana 

Lasary legioma

Lasary legioma

Zavatra ilaina:

laisoa mena sy fotsy 
karoty
tongolo gasy 
menaka oliva
voasary makirana
sira
siramamy 
dipoavatra

Choux farcis

choux farci

Zavatra ilaina:

 potikena 500g ,laiso 1 entier, tongolo gasy,sakamalao, cube jumbo, voatabia, tongolo be, 

Fikarakarana azy:

Mofo legioma

Mofo legioma - mofo anana

zavatra ilaina:

laisoa (chou doux),
karaoty voakiky 
persil,
tongolo mena,
voatabia
tongolo lay,
sira  
dipoavatra,
atody,
lafarina,
menaka fanendasana
 

Fikarakarana azy: 

Tetehina ny laisoa (chou doux), afangaro amin'ny karaoty voakiky, persil, tongolo mena, voatabia sy tongolo lay voatetika dia asiana sira sy dipoavatra.

Choux surprise

CHOUX SURPRISE !

Ity indray ny manaraka
Crevettes, trondro asaratsaraka,
Poivron maitso sy mena,
Laisoa aha-tsara jerena.

Alohan'ny anombohana azy,
ilay laisoa no atao vazy,
papier alu no atao fonony,
cure-dent no atao tonony.

Rehefa Masaka ny trondro,
Tsapaina tsara amin'ny fanondro,
Dia esorina ny nofony,
asio tongolo ravina hanala fofony.

Dia ampio sira kely,
maïzena tsikelikely,
Ataovy baolina amin'izay,
Dia ny rano ampangotray!

Lasary legioma sy curry

Lasary legioma sy curry

zavatra ilaina:

karaoty, laisoa, haricots verts, oignons, tongolo gasy, sira, poivre, curry na tamotamo.

Fikarakarana azy

Somary endasina amin'ny menaka izay tiana fa tsy atao be loatra ny tongolo oignons voatetika sy ny tongolo gasy voatoto asiana curry avy hatrany.
Sasana madio tsara dia tetehina madinika ny legioma ary alefa araka ny hahamafiny ao anaty lapoaly :
haricots verts , karaoty ary farany laisoa.

S'abonner à laisoa