Menaka

Mofo baolina 1

MOFO BAOLINA

ZAVATRA ILAINA :

atody4,

lafarinina 500g,

Lalovay simika 1 fonosana,

siramamy200g,

yaourt nature 1pot,

menaka 2 càs

FIKARAKARANA AZY:

Kapohana miaraka ny atody sy ny siramamy rehefa miova loko somary fotsy dia arotsaka ny lafarinina sy ny lalovay dia afangaro tsara

Arotsaka ny yaourt sy ny menaka dia afangaro;

Avela hilona kely mandritry ny ora iray;

Raisina amin'ny sotro kely fa mitombo be dia tsy atao feno ny vilany rehefa manendy azy

Mofo akondro - Mofo fontsy

MOFO AKONDRO - Mofo fontsy  na koa hoe mofo kida

1 Recette de Mioratantely Fidivololona

Zavatra ilaina :

lafarina 240 gr,
lalovay na "levure" 2 sotro kely,
sira 1 tsongo,
atody 2,
menaka 150 ml,
siramamy 160 gr,
akondro.

Fikarakarana azy:

Mille feuille de légumes au poisson

Mille feuille de légumes au poisson

ZAVATRA ILAINA :

Flan de carotte : Karoty 400g, Fromage blanc 100g , Atody 4

Flan de brocolis : Brocolis 400g, Fromage blanc 100g, Atody 4

Farce : nofona trondro 350g, Tongolo maintso , Oignon 2, Ranona voasarimakirana ½ Mayonnaise: Atody 1, Menaka 1/4l, Sira, poivre.

FIKARAKARANA:

  • Flan de carotte

Afanaina ny four atao 180°

Pages

S'abonner à Menaka