poivres

Sauces diverses

Ato no misy fanoroana fanamboarana sauce blanche, sauce béchamel, sauce béchamel au fromage ...

SAUCE BECHAMEL 

 

1. De Nalitiana Tafangy 

Beurre 100 g,  farine 100 g,  lait 1 l.

Atsonika ny beurre arotsaka ny farine, atao manome roux somary roux zany ilay couleur farine, alefa tsikelikely ny ronono, arohina foana mba tsy hisy mivaingambaingana, vita izy rehefa tapitra ny lait, ary mahazo sauce matevina ianao. Adino ny sira poivre afaka asiana coriandre kely

 

Fromage de tete

 

recette n°1 de  Bonbon Mamibe

Lohakisoa (azo asiana lelany koa raha tiana) nandrahoina mandrampaleminy anaty vilany be miaraka karôty voatetika, oignons, ail, thym, vinaigre, sira, poivre. Tetehana, averina anaty vilany misy saosiny nandrahoina azy iny, asiana persil rehefa mitovy haavo ny hena sy ny saosy dia pihana ny afo, atao anaty moule dia avela hangatsiaka vao ampidirina frigo.

 

recette n°2 de Ranabavy Juju 

Tsakitsaky kabaro

Tsakitsaky kabaro

Zavatra ilaina :

kabaro maina 250g, dipoavatra, sakay raha tia, kotomila, tongolo maintso, tamotamo

Fikarakarana azy:

kabaro maina, alona rano 1 alina ary voasana ny ampitso.

Totoina halemy TOY NY "PURÉE" MIHITSY, ampiaraho totoina ao ny sakamalaho.

Asiana sira, poavatra, sakay, kotomila sy tongolo maintso voatetika, tamotamo. 

Catless na katilesy

 

ireto misy recette maro samihafa fanaovana catless samia maka izay tiany. 

Recette n°1 de Vololonirina Raheliarinosy 

Quiche vegetarienne

QUICHE VEGETARIENNE

Quiche tsotsotra ity fa tsara be an
zavatra ilaina :

sakaibe 3 (poivrons)
tongolo 2
voatabia
tongolo gasy
sira
dipoavatra
atody 3
ronono 1/4 l
lafarina 100g

salade de fenouil 1

 indray ity izay tia ô!
- Alaina ny fenouil efa voadio tsara dia fisafisahana @ halavany
- atao ao anaty saladier dia raharahana jus de citron, ampiana sira sy poivre kely dia avela hilona 15 na 20 mn
- alahadahatra tsara anaty plat boribory
- ny sisan'izay : cervelas, atody Masaka, carotte râpée, mozzarella sy tomate cerise ary ravina oignon blanc voatetitetika arak'izao hita amin'ny sary izao!

Mazotoa homana ê!

recette de Holinirina Ramanankasina 

 

Salady zavoka

Salady zavoka

Zavatra ilaina

 zavoka , voatabia, tongolo be , kotomila, voasary makirana, menaka oliva, sira, dipoavatra, siramamy

Croquette de pomme de terre au jambon et fromage

Croquette de pomme de terre au jambon et fromage 

Zavatra ilaina :
ovy 500g
atody 2 (iray atao amin’ny ovy ny iray amin’ny pané)
sira
fromage rapé 50g (parmigiano )
jambon 50g (be loatra io fa tsy afaka hividy latsaka angamba. Azo soloina mortadelle, saucisson, lard fumé sns )
poivre
tongolo maintso (facultatif)
fromage (mozzarella, gruyère , etc)
chapelure

Preparation:

Hena baolina - polpettine

Hena baolina - boulette de viande 

Zavatra ilaina :

toton-kena ,
atody,
pain de mie
ronono kely
fromazy voakiky,
sira ,
dipoavatra (raha tiana)

Fikarakarana azy :

- esorina ny sisin'ny pain de mie ilay somary henjana dia alona ao anat' ilay ronono ny atiny avy eo dia fihazana tsara

- maka bol dia atao ao daholo ireo zavatra ilaina ireo dia afangaro tsara (ny ahy ataoko amin'ny tanana)

S'abonner à poivres