moule cornet

Cornet feuilleté au thon

Cornet feuilleté au thon

Zavatra ilaina:

pate feuilleté 250g, thon 200g, echalotte 1, Concombre 2 lehibe, Voatabia 2 lehibe, saosy vosary makirana, mayonnaise.

Fikarakarana azy:

Didina en ruban tokony ho 2cm ny pate feuilleté dia ahodina amin'ny "moule cornet"

ampidirina four 200° mandritra ny 20mn 

Ampangotrahina ny thon, afangaro amin'ny "echalotte" efa voatetika madinika ary asiana mayonnaise dia asesika ao amin'ilay "cornet" 

S'abonner à moule cornet