rouleau

van tan

 

zavatra ilaina:

- pâte:  250g farine, 2oeufs, sel, pincée de sucre, rano kely 

- farce: nofo-kisoa, coriandre, sel, poivre

Fikarakarana azy :

- afangaro ny farine, atody, sira, pincée de sucre aryrano kely mampitambatra ny pâte

- volavolaina tsara dia atao boule, saromana lamba ary asiana repos 30mn.

- zaraina maromaro dia fisahana manify, manao boribory amin'ny loham-bera dia ahodina. 

- tsy adino ny mamafy farine tsy hiraikidraikitra eo amin'ny latabatra hiasana

PIROSCHK na chausson

TSAKITSAKY NA ODY AM-BAVA FO -GOUTER 
 

ZAVATRA ILAINA

- Ho an'ny paty:
lafarina400g,
sira 1sotro kely,
lalovay ( levure boulangère) 1 sotro,
dibera 60 g ,
atody 1,
ronono matimaty 1/8l 

- Ho an'ny sesika:
thon na sardine na saumon fumé,
dipoavatra
thym,
tongolo be
tongolo gasy
menaka
saosy soja  ( andrahoana masaka tsara izy rehetra raha tokony masahana)

FIKARAKARANA AZY :

S'abonner à rouleau