Cake nasiana raisins secs :
Zavatra ilaina:
200gr lafarinina
125gr dibera
100gr siramamy
1 sotro fihinanana lalovay na levure
3 atody
100gr voaloboka maina
Mila dibera kely koa izany hanosorana ilay tavy "moule".
Fikarakarana azy :
Hafanaina ny lafaoro , 100° na 160°