Akoho anaty lafaoro

Portrait de Angie
217

 Akoho kely ( coquelet) natao anaty lafaoro

Zavatra ilaina:

Akoho kely, Moutarde , creme liquide na creme fraiche, huile d' olive, sira

Fikarakarana:

alona sira mialoha ny akoho rehefa nodididiana ny vatany hidiran' ny sira
nafangaro ny moutarde , creme liquide sy huile d olive dia sira kely
Nahosotra ny vatan' ny akoho , nosesehana hatrany anatiny. 
Namelana kely ny saosy dia nasiana rano iray vera ary natao tao anaty plat nametrahana azy ( tsy lemana intsony ny akoho efa voaosotra)
Natsofoka anaty lafaoro 200 °, Chaleur tournante, avadika isaky ny 15 minitra dia lemana matetika an ilay jus efa amin'azy)

Mazotoa homana

de Aina JS

Catégorie: 
Matériels: