Akondro be frite

67

Zavatra ilaina:

Akondro be sy menaka.

Fikarakarana:

Voasana ny akondro be dia tetehina somary lehibebe

Hafanaina amin'ny afo malefaka ny menaka

Endasina ny akondro be.

Rehefa masaka dia atao ambony emballage na essuie tout.

Aroso mafana.

Nb: Raha akondro be somasoma na manta be dia azo hohanina amin'ny sira sy sauce voanjo

Raha efa masaka kosa dia mamy be nefa azo asiana sira koa raha tiana izany.

mazotoa homana o 

 

Ingrédients: 
Catégorie: 
Matériels: