Cacahuètes - pralines

264

 

Cacahuètes na pralines hoy ny vazaha fa amin'ny malagasy misy miantso azy hoe bonbon voanjo

Ny zavatra ilaina:

-Siramamy
-Rano
-Voanjo(manta)
mitovy ny fatrany

Fikarakarana azy:

-Atao eo ambony afo ny vilany
-Asiana rano
-Arotsaka ny siramany afangaro tsara
-Arotraka ny voanjo
-Aroroina tsy mijanona. 
-refa akaiky farany somary bataina kely ny vilana tsy atao eo ambony afo
-ahetsiketsika ny vilany ary afangaro tsy mijanona 
-Rehefa miraikitra amin'ny voanjo lay siramamy dia vita izy izay.

Mazotoa o 
Nahandron'i Lila Rajohnson‎

Ingrédients: 
Catégorie: 
Matériels: