Cake aux épinards

543

"CAKE amin'ny EPINARA"

ZAVATRA ILAINA:

epinara 2000ar (taona 2016)
atody 2
poti-mofo (chapelure) 1fonosana 1000ar
"crème fraiche" (azo soloina ronono 150ml)
fromazy voakiky 50g
sira 

FIKARAKARANA :

- Andrahoina 10minitra ny epinara, tsihifina tsara ary afangaro an'ireo rehetra eo ambony ireo
- hosorana dibera kely ny lasitra mba tsy hampiraikitra azy. 
-atao anaty lafaoro 240°C mandritry ny 30minitra .

Mazotoa

Nahandron'i Floras Rasoambelona

 

Catégorie: