Cake aux poivrons

289

CAKE amin'ny SAKAIBE (aux poivrons)

ZAVATRA ILAINA:

lafarina 150g
ronono 20 cl
lalovay simika 1/3 fonosana
menaka 10 cl
atody 3
"mortadelle"
sakaibe vitsivitsy
tongolo

FIKARAKARANA :

 

-Afanaina mialoha ny lafaoro 200°C mandritry ny 15minitra

- kapohana anaty "saladier" ny atody dia arotsaka ao ny lafarina sy lalovay efa nafangaro ; arotsaka indray ny menaka sady afangaro tsara , arotsaka amin'izay ilay ronono efa nafanaina mialoha - tetehana madinika ny sakaibe sy ny tongolo ary ny "mortadelle" dia arotsaka ao amin'ilay fangaro teo

- hosory menaka ny lasitra arotsaka ao izy rehetra

- Ampidirina anaty lafaoro 200 ° mandritra ny 45 minitra

 

mazotoa o 

de Sarah Aimée Andrianar's

 

Matériels: