Carri poulet

857

LAOKA RITRA : CARRI POULET 

Zavatra ilaina :

akoho
sosety (na baranjely, na ovy ,na korzety)
ovy 1
tongolo
thym 1/2 sotro kely
tongolo gasy hasiny 2
ravinsara (4 épices)
tamotamo 1 sotrokely
sira, dipoavatra
jirofo vovony 1 tsongo (tsy voatery)

Fikarakaran azy : 

- Endasina ny tngolo, arotsaka ny akoho voatetika, arotsaka ny thym, ny tongolo gasy voatetika, ary ny ravinsara (4 épices), ny tamotamo, sira, dipoavatra, vovoka jirofo. Avela ho somary mendy .

- Arotsaka ny sôsety voatetika sy ovy voatetika (hamparihitra ny saosy) . - Rehefa mangotraka, arotsaka ny voatabia, avela ho masaka amin'ny afo malefaka ao, avadika ihany mba tsy hiraikitra ny fanambaniny.

Mazotoa o

– nahandron'i Bonbon Mamibé

 

Catégorie: