Charlotte aux fraises

239

Charlotte aux fraises 

zavatra ilaina:
fraises, gelatine, crème fraiche, siramamy na sucre glace , boudoirs, biscuit choco,

Fikarakana azy :
- mixér-na ny fraise rehefa voadio tsara, avy eo notatavanina t@ passoire angalana ny coulis, dia zaraina roa.
- ka ny atsasan'ny fraise dia ampiarahana hafanaina kely miaraka amin'ny gélatine (atao matimaty fa tsy atao mangotraka) ary atambatra ao avy eo ny antsasaky ny fraise najanona dia afangaro tsara.
- manao chantilly : kapohana hiakatra tsara ny siramamy na sucre glace sy crème fraiche (azo asiana colorant raha tiana )
- rehefa mangatsiaka ny fraises misy ilay gelatine sy ny chantilly dia atambatra ary afangaro tsara daholo : lasa mousse de fraise
- maka moule à manquer dia apetraka ny boudoirs amin'ny fond sy amin'ny sisiny dia araraka ny antsasaky ny mousse de fraise dia mbola nampiana biscuit choco koa teo ampovoany, nasiana couche ny antsasaky ny mousse indray izay vao nasiana decoration. 
Nampidirina frigo ary esorina ny moule dia asiana ruban raha tiana.

Mazotoa daholo o

de Andriniyoly Randria  

 

Catégorie: 
Matériels: