Clafoutis aux fruits

578

CLAFOUTIS AUX FRUITS 
 

ZAVATRA ILAINA :
lafarina 100g
siramamy 100g
ronono 1/2L
dibera 30g
atody 4

FIKARAKARANA :

- kapohana ny siramamy sy atody
- tantavanina ny lafarina dia araraka moramora ao amin'ilay atody,
- empoina ao anaty ronono ny dibera( izany hoe hafanaina kely ny ronono) dia afangaro amin'ilay lafarina efa vita teo aloha.
- maka lasitra, hosorana dibera kely, alahatra ny voankazo voatetika izy tiana (paoma ; akondro ;poara ; frezy,....) dia arotsaka eo amboniny ny paty
- Alefa anaty lafaoro efa nafanaina mialoha, 180°C mandritry ny 30 minitra.

Nahandron'i Elimigille‬ Mayer Loup

Nampiharin'i  Lah Randria‎, Simone Vololomboahangy, Veloutah Elodi, Lalaina AL'soa, Soa Bonheur Bourmancé, Tsar'Tina Ntsoa

 

Catégorie: