Cochon de lait 2

780

KITONOTONO - TSAKY : COCHON DE LAIT - 

Zavatra ilaina : 

kisoa kely (atsasany eto)
« 4 épices »
tongolo gasy
Thym
menaka
sira
 

Fikarakarana azy:

- alaina ny kisoa kely efa voasaraka roa avy any amin'ny lohany ka hatrany amin'ny vodiny apetraka ambony "plaque"
- afangaro ny 4 épices, tongolo gasy, thym ary menaka dia hosorana tsara ny vatany manontolo asiana hatrany anatiny. Avela hilona kely eo aloha ilay izy, 
- Atsofoka anaty lafaro efa mafana tsara 180° eo amin'ny 1ora no tokony handrahoana azy, tondrahana menaka na ny saosiny matetika mba tsy ho maina 

Mazotoa o

nahandron'i Rakotoarisoa Harilala Anjarasoa

Catégorie: