Cornet feuilleté au thon

110

Cornet feuilleté au thon

Zavatra ilaina:

pate feuilleté 250g, thon 200g, echalotte 1, Concombre 2 lehibe, Voatabia 2 lehibe, saosy vosary makirana, mayonnaise.

Fikarakarana azy:

Didina en ruban tokony ho 2cm ny pate feuilleté dia ahodina amin'ny "moule cornet"

ampidirina four 200° mandritra ny 20mn 

Ampangotrahina ny thon, afangaro amin'ny "echalotte" efa voatetika madinika ary asiana mayonnaise dia asesika ao amin'ilay "cornet" 

Tetehina "demi lune" ny concombre sy ny voatabia, velarina ambony vilia dia rarahina saosy vosary makirana 

Apetraka ny "cornet au thon"

Mazotoa homana!

de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: