Crème aux oeufs

568

 CREME AUX OEUFS

ZAVATRA ILAINA : 

Atody 5
"Crème liquide" 50cl
Siramamy 100g ( fa ohatry ny mamy loatra io).

FIKARAKARANA :

- sarahana ny tamenany sy ny tapotsiny
- kapohana ny tamenany sy ny siramamy, rehefa lasa mangorom-potsy dia arotsaka tsikelikely ny "crème liquide", kapohana elaela
- Mandritra izay, hafanaina ny lafaoro 140°C
- Arotsaka anaty "ramequin" kely maromaro raha misy, na atao anaty lovia kely iray mahazaka lafaoro ary masahana mandritry ny 1ora
- avela hangatsiaka vao atsofoka anaty vata fampangatsiahana.

Mazotoa o 
 

Nahandron'i Ai Na

 

Catégorie: