Crème renversée 2

318

Crème renversée

Zavatra ilaina:

ronono 1l,atody 3,siramamy 100g,gousse de vanille ary sira 1 tsongo

Fikarakarana azy:

Ampangotrahina ny ronono asiana ny siramamy,gousse de vanille ary sira 1 tsongo,
Kapohana ny atody ary esorina ambony afo ilay ronono dia arotsaka tsikelikely ao amin'ilay atody sady kapohana hatrany.

Atao amin'ny vera na lasitra izay tiana dia atao bain- marie 7 mn sady saromana tsara amin'ny feu doux dia vita
Atao anaty frigo rehefa mangatsiaka, azo atao dessert na gouter

dia mazotoa o

de Liva Rabarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: