Flan fraise à la vanille

238

BROCHETTE DE BISCUIT ET FLAN FRAISE A LA VANILLE.

zavatra ilaina :

biscuit  izay tiana, 
ronono,
siramamy,
atody,
maizena,
crème fraiche,
parfum,
colorant raha tia

fikarakarana azy:

ampangotrahina ny ronono 1l dia asiana siramamy,

kapohina ny atody dia arotsaka ao amin'ilay atody ny maizena 50g,

arotsaka moramora ao anatin'lay "creme" ilay ronono mamay ary haroina tsy miato.averina eo amin'ny fatana asiana afo malefaka dia arotsaka ny "creme fraiche" atsasaky ny pot yaourt

vao mangotraka de bataina zaraina 2 de asina "parfum" sy "colorant" dia omeo izay endrika tianao.

Ny biscuit kosa dia atao "brochette" amin'ny "pique" sy atao haingony azo asiana sokolà 

mazotoa o 

Nahandron'i Saholy Irene

 

Catégorie: