Fony sy kabaro lena

271

Kabaro lena sy fony saosy
zavatra ilaina : 

fony, menaka, voatabia, tongolo, kabaro lena, sira,  tongolo maintso 

Fikarakarana azy :
- lomana rano aloha ny fony eo amin'ny 10mn eo satria manadio azy, 
- manendy tongolo sy voatabia dia arotsaka ny fony avy notsihifina.
- Aroina tsara dia arotsaka ny kabaro lena fangarony
- asiana sira sy rano mahamasaka azy 
- Dia efa masaka ambony lovia no asiana tongolo maintso 

mazotoa o 

de Josee Rasoloherinirina

 

Catégorie: 
Matériels: