Gateau aux pommes

63

zavatra ilaina 

farine200g, atody 2, siramamy100g, beurre 100g, levure 1cac, yaourt ou lait 1verre a jeter, paoma 4.

 

Fikarakarana 
Kapohina ny beurre sy sucre, rehefa miakatra tsara dia arotsaka ny atody dia afangaro tsara,

arotsaka ny farine sy levure.

Farany arotsaka koa ny yaourt.
maka moule dia asiana beurre na menaka 

Araraka ao anaty moule ny atsasaky ny pate aloha
Tetehina ny paoma dia alahatra eo ambonin'ilay pate 
araraka eo ambony ny ambin'ny pate dia ampiana pomme indray eo amboniny.

Ampidirina ao anaty four  efa nafanaina mialoha , à 200° pour  30mn jerijerena sao may an arakay ny four mantsy io fotoana io

 

de Leenavalh Rakoto

Catégorie: 
Matériels: