Gogo grillé

131

GOGO GRILLE

zavatra ilaina:

Gogo 750g

citron 1

combava

huile d’olive 5 sotro fihinanana

sira

thyn

Fikarakarana azy: 
 

Alaina ny gogo voasasa tsara
Potserina ny voasary makirana 1
kikisana ny combava 
maka bol dia atao ao ny gogo ary lomana mandritra ny 2h amin’ny ranona citron 1 sy combava voakiky,  asiana huile d’olive 5 sotro fihinanana, sira ary thyn.
Avadibadika matetika izy ilay milona ao iny.
Rehefa avy eo dia atono. 

Aroso miaraka amin'ny vary sy légumes na gratin de riz aux legumes

MAZOTOA HOMANA E!

De Aina Rakotoarisoa 

Catégorie: 
Matériels: