Gratin de courgettes

877

GRATIN DE COURGETTES

Zavatra ilaina:

korzety 700g (bio tsy ilaina alana ny odiny ao no tena be otrikaina)
atody 2 
crème fraîche 1 pot
dipoavatra
Sira

Fikarakarana azy :
- tetehana boribory manify ny korzety dia alahatra anaty plat mahazaka mahamay fanao anaty lafaoro
- kapohana ny atody sy crème fraîche nasiana sira sy dipoavatra
dia araraka eo amboniny
- Ampidirina anay lafaoro efa nafanaina mialoha ary ketrehana amin'ny hafanana 180°C mandritry ny 45 minitra

Mazotoa o !

 nahandron'i Niry Rafi

 

Catégorie: