Gratin de pomme de terre

53

Ingredients :
Ovy 1kg
ronono 4verres
Sira
Poivre blanc
Parmesan (na fromage rapé)
toto-kena 1/2kg
Tongolo be 1/4kg

tongolo gasy 
Chapelure ou pain rassi (écrasé)

Preparation:
handrahoana ny ovy ,voasana avy eo , potserina na atao amin'ny moulin na fourchette
Afangaro ao ny ronono ,sel ,poivre blanc 
Afangaro tsara ary atao amin'ny afo malefaka mba hangotraka 
NB :arona matetika mba tsy hiraikitra ary rehefa mahazo toy ny pâte dia esorina ambony afo!
Etsy anilany ,tetehina ny oignons dia endasina amin'ny menaka kely ,avy eo arotsaka ao ny viande hachée asina poivre sy izay épices tinao ary avela ho mendimendy tsara 
Alaina ny moule dia asina menaka kely dia rarahana chapelure na ilay pain rassi 
Manao couche puré dia araraka eo ambony ilay viande nendasiña teo ary asina couche puré indray 
Ary farany rarahana parmesan sy chapelure ny farany ambony 
Atao anaty four efa nafanaina mialoha , pour 30mn à temperature 180'

Nampiarahako t@ lasary laisoa sy carotte no ninanako azy.

Mazotoa homana ary o! 

Recette de Na'ntenaina Andrianome

Catégorie: