Henabaolina sy haricot vert

143

Henabaolina sy haricot vert 

zavatra ilaina:

atody,
toton-kena,
sira sy dipoivatra
azo asiana tongolo maintso,
menaka
haricot vert ,
tongolo gasy  

Fikarakarana azy :

miaraka afangaro daholo ireo fanaovana henabaolina  atody, toton-kena,sira sy dipoivatra volavolaina ary dia endasina kely aloha
endasina mitokana kosa ny tongolo gasy dia arotsaka ao ny haricot vert, tsy atao malemy be, izay vao afangaro miaraka amin 'ny henabaolina dia avela miara masaka.

Mazotoa daholo

 

Catégorie: 
Matériels: