Henakisoa sy akoho ary crevette

156

Akoho sy hena- kisoa ary " crevettes" andramo anie fa tena natsiro !!!!

Zavatra ilaina :

henakisoa,
crevettes,
akoho,
tongolo gasy,
voatabia,
tongolo be,
sira,
menaka

Fikarakarana azy:

- andrahoina mitokana amin'ny vilany tsirairay avy ny hena kisoa, ny akoho ary ny crevettes,
- manao saosy mitokana koa : tongolo be sy tongolo gasy ary voatabia, sira
- afangaro daholo rehefa samy ridritra ny rehetra dia avela hiaraka hiketrika kely dia rehefa ritra tsara mitambatra ny tsiro dia vita

Mazotoa homana tompoko o

Nahandron'i Aina JS
 

Catégorie: 
Matériels: