Hen'omby ritra

302

Hena omby ritra - varanga

Zavatra ilaina:

hena omby. tongolo gasy , sira, sakamalaho, 

Fikarakarana azy: 

Sasana tsara ny hena ary andrahoina bolongany dia asiana sira, tongolo gasy ary sakamalaho;

rehefa malemy tsara dia sarasarahana amin'ny fourchette dia averina eo ambon'ny afo atao afo malefaka;dia avela ho mendimendy ao

azo atao anaty lafaoro koa izy rehefa ilay manamendy azy iny.

Mazotoa o 

Nahandron'i Dina Ramangatsihoarana

 

Catégorie: 
Matériels: