Lasary manga sy carry

404

LASARY MANGA - " Confit de mangue " hoy ny mauricien 

ZAVATRA ILAINA

manga manta,
menaka,
tonglogasy,
tongolobe,
carry,
dipoavatra
sira,
siramamy,
paprika,
vongana sakay iray ( raha tianao ),
rano iray vera.

FIKARAKANA AZY

1. sasana ny manga dia voasana ary tetehana madinika lavalava
2. endasiko amin'ny menaka, nasiana ireo tongologasy sy tongolobe voatetika majinika
3. asiana ireo ambiny rehetra manome tsiro: carry, dipoavatra, sira, siramamy, paprika, asiana sakay ary rano iray vera.
4. Arohina tsara hifangaro, avela ho ritra tsara dia vita 

mazotoa o 
nahandron'i Tiana Parlato

Catégorie: 
Matériels: