Lasary zavoka

1016

SALADY ZAVOKA

ZAVATRA ILAINA :

Zavoka 
Salady 
Voatabia 
Concombre sinoa (ilay misy tsilotsilo)
Vinaigrette:
Kotomila
tongolo be
Voasary makirana
Menaka
Sira
Dipoavatra
siramamy na tantely kely

FIKARAKARANA AZY:

Tsy misy hoe firy na firy fa izay misy fotsiny, sasana dia tetehina araka izay bikany tiana ny legioma sy zavoka. 
Karakaraina koa ireo fanaovana saosy vinangitra dia afangaro avokoa.
Mbola azo ampiana zavatra hafa toy ny atody na charcuterie na "croutons" (mofo voaendy mikarepoka) raha tiana ...

Mirary soa

Nahandron'i Laferme Ilafy
 

Ingrédients: 
Catégorie: