Mangahazo sy voanjo

950

TSAKITSAKY  MANGAHAZO SY VOANJO

ZAVATRA ILAINA

mangahazo
voanjo
sira
 

FIKARAKARANA
 

Tetehina ny mangahazo dia ampangotrahina ary ariana rano raha tiana , avy eo dia masahana amin'ny ranokely mba tsy halemy be.
Ny voanjo kosa endasina fotsiny.
Matsiro be ireo sady mahavoky be

Mazotoa o

Naroson'i Harilala

Catégorie: