Mofo laisoa

116

 

zavatra ilaina: 

laisoa, farine 250g , voatabia 1, oignons 2 , levure 1 sotro, sira, rano kely  ary menaka hanendasana azy.

Fikarakarana azy:

- tetehana madinidinika ny laisoa, 
- maka bol dia atao ao ny farine, voatabia, levre,  oignons ary ny laisoa asiana sira sy rano matimaty kely 
- Tsy atao be rano loatra ary tsy atao matsora be koa anefa.

- Tsy avela hilona elabe fa manjary mandany menaka fa 30mn monja dia ampy.
- Endasina amin'ny menaka mafana 

Mazotoa homana o!
Marihiko fa nilela-molotra daholo ireo rehetra nihinana azy 

de Ny Riana

 

Catégorie: 
Matériels: