Mofo ronono

281

MOFO RONONO,

Zavatra ilaina:

farine 2pot yaourt, siramamy 1 sy tapany pot yaourt, atody 4, vanille, ronono 1/2 l, beurre atao amin'ny lasitra

Fikarakarana:

kapohina ny atody sy siramamy rehefa mitombo tsara dia arotsaka tsikelikely ny ronono manta,

manaraka ny farine voasivana farany ny hanitra 

Hosorana dobera ny lasitra dia alefa ao ny paty,

andrahoina atao "bain marie" mandritra ny 1ora sy sasany,

andrasana hangatsiaka vao esorina anaty lasitra

mazotoa o 

recette de Aina Rakotoarisoa ary nampiana ireo sary vokatra nataon'i Mathéo Tihan Rakotozafy sy i Vola Ray Kerdi

 

Catégorie: 
Matériels: