Mokary

240

 

Mokary
 

Zavatra ilaina:

nahavita teo amin'ny 50 
koba vary 2pot yaourt (yama)
lafarina 1pot yaourt
levure boulangerie 2sotrokely
rano mafana 1pot yaourt
lait de coco 1/4l
atody 2
siramamy 1/2 pot yaourt
lait concentré 1/2 boite
coco rapé 1pot yaourt
Beurre 50g

Fikarakarana:

Atao anaty rano mafana kely ny levure+siramamy 1sotro dia avela handroatra eo mandritra ny 8mn
Afangaro ny farine, kobavary, levure, ambin'ilay rano mafana ary lait de coco mafana, avela hilona mandritra ny 1ora
Afangaro ao amin'ny pate ny atody, coco rapé, lait concentré, siramamy, beurre.
Avela hilona kely mandritra ny 20mn indray dia andrahoina amin'ny lasitra avy eo,
Hosorana menaka ny lasitra dia araraka ny koba, rehefa somary maina ny sisiny dia avadika amin'ny sotro
Mazotoa daholo indray e!

de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: