Mousse au chocolat 1

354

Mousse au chocolat 

Zavatra ilaina: ho an'olona 4

atody 3,
chocolat 100g,
sucre vanillé 2 

Fikarakarana azy:

- sarahana ny tamenakatody sy ny tapotsiny 
- atsonika amin'ny afo malefaka ny chocolat dia atao anaty bol rehefa mitsonika , arotsaka ao ny tamenakatody sy sucre vanillé afangaro tsara 
- kapohina hiatraka sy ho fotsy tsara ny tapotsinatody ( en neige) 
- avy eo afangaro daholo izy roa ireo dia atao anatin' izay zavatra tianao asina azy dia atao anaty frigo mandritry ny ora 4

NB: atody mbola vaovao (frais ) no tsara ampiasaina 

mazotoa o

de Rojo Grondin 

 

Catégorie: 
Matériels: