Oeuf dur décoré

229

Oeuf dur décoré

zavatra ilaina :

atody, tantely, ketchup, romarin, crevette, saumon, pousse de soja, salade.

fikarakarana azy 

Nandrahoina ny atody, novoasana dia nozairaina roa

ny antsasany nalana ny jaune ary antsasany navela,

ny nanaovako an'ilay nalana dia nafangaroko tamin'ny tantely sy ketchup ary romarin dia naverina teo ambonony ihany dia nasina crevettes kely teo amboniny

ny iray dia nasiana nofona saumon sy crevettes kely koa

ny lafikiny lovia dia soja sy salade kely izay tsy nasina sauce 

mazotoa ary o 
 

de Prisca Randriharimalala‎ 

 

Catégorie: 
Matériels: