Oignon frit

Portrait de Angie
595

ENDIN- TONGOLO  - "oignon frit"

 

Zavatra ilaina :

 

tongolo

lafarina

paprika (tsy voatery)

 

Fikarakarana :

- tetehana madinika ny tongolo dia fafazana lafarina kely (azo asiana paprika kely) dia endasina amin'ny menaka mafana.

- Azo tehirizina anaty boaty misarona tsara

- Rehefa manao salady na "potage" dia araraka eo amboniny ity endin-tongolo ity

 

Nahandron'i Dina Ramangatsihoarana

 

 

Catégorie: