omelette aux herbes et au fromage

35

zavatra ilaina
atody, fromage fondu, sira, poivre, tongolo maintso

Fikarakarana azy

- tetehina majinika ny tongolo maintso

- kapohana ny atody

- afangaro ny fromage fondu sy atody ary tongolo maintso dia asiana sira sy poivre kely

- rehefa mafana ny lapoaly dia asiana menaka ary endasina ny fangaro

- aroso miaraka amin'ny vary na mofo araka izay tiana

Mazotoa o

de Onitriniaina Rova Andriantsoa

Catégorie: 
Matériels: