Omelette aux olives

170

LAOKA NA TSAKITSAKY : ATODY SY OLIVA - OMELETTE AUX OLIVES

Mora tokoa sady vetivety dia vita

ZAVATRA ILAINA:

atody,
sira,
menaka,
oliva

FIKARAKARANA AZY:

hafanaina ny lapoaly,
asiana menaka ,
kapohana ny atody dia asiana sira.
arotsaka anaty lapoaly ary araraka eo amboniny ny olives,
tsy avadika fa rehefa masaka ny ilany ambany dia vita,
azo asiana dipoavatra raha tia :)

Mazotoa

Nahandron'i Ny Riana 

Ingrédients: 
Catégorie: 
Matériels: