Omelettes aux champignons

20

ATODY SY OLATRA - OMELETTES AUX CHAMPIGNONS

Zavatra ilaina 

-  Atody 4,

- menaka oliva

- tongolo be

- tongolo gasy

- olatra - "champignons"

Fikarakarana azy :

- Tetehina dia endasina ny tongolo be sy tongolo gasy,
- sasana tsara dia avy eo arotsaka ny olatra ho mendy mendy
- aza hadino ny manisy sira raha ( tiana dia azo asiana épice) atokana ireo rehefa masaka,
- kapohana ary endasina ny atody efatra asiana sira sy dipoavatra koa raha tiana,
- rehefa manomboka ho masamasaka ny atody dia arotsaka eo ampovoany ny olatra dia aforitra hikombona ilay atody, avadiho raha ilàna izany.

vita dia mazotoa o 

Nahandron'i Tess Rajaona 

 

 

Matériels: