Paella mer terre

738

SAKAFO MAHALEO TENA : PAELLA MER TERRE 
 

ZAVATRA ILAINA :
-vary 1 ray kapoaka andrahona tsara malemy
- moules 5 izay tiana na hanisy na tsia
- crevettes 10 
- trondro "tranche " 2 
- "calamar tranche" kely singany 5
- Akoho atsasakin ny fefany 
- saosisy singany 3 
- pitipoa iray tanana 
- sakaibe mena 1 (poivron rouge)
- menaka 2 sotro fihinanana 
- curcuma 2 sotro café 
- sira izay tiana

FIKARAKARANA AZY

- nandrahona mitokana ny vary dia napetraka kely 
- maka lapoaly dia hendasina miaraka ao daholo rehefa voakarakara sy voadio ny moule, ny crevette, ny trondro, ny calmar, ny akoho, ny saosisy, ny petit pois, ny poivron mena, tsy adino ny epices curcuma sy ny sira izay tiana
- rehefa masaka dia afangaro amin'ilay vary efa vita masaka teo aloha
tsotra nefa matsiro

nahandron'i Minah Lainah Bach

 

Catégorie: